Ny alahady faha-23 manaraka ny trinite


Retour

ANDRIAMANITRA ô,Ianao no aronay sy herinay sady fototry ny sahamasinana rehetra: Koa mifona aminao izahay, atreho mandrakariva ny vavaka ataon’ny EklesIanao , ary mba ho azonay tokoa izay zavatra angatahinay amin’ny finoana: amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 112