Ny alahady faha-22 manaraka ny trinite


Retour

TOMPO ô, mifona aminaoi izahay, ampaharetana amin’ny fahamasinana mandrakariva ny EklesIanao  ankohonanao, mba ho afaka amin’ny fahoriana rehetra izy noho ny fiarovanao, ka hanompo Anao marina amin’ny asa tsara rehetra, ho voninahitry ny Anarano; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena

Numéro de page - 111