Retour
TOMPO mamindra fo ô, mifona aminao izahay omeo ho an’ny olonao ny famelan-keloka sy ny fiadanana, mba ho voadio amin’ny fahotany rehetra izy, ka hanompo Anao amin’ny fieritreretana milamina tsara; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena