ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mamindra fo indrindra ô, mifona aminao izahay, arovy amin’ny fahatsaranao lehibe izahay, mba tsy hiharan-doza, ary aoka ho voaomana tsara ny tenany sy ny fanahinay hahavita an-kafaliana izay zavatra tIanao hataonay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.