Retour
ANDRIAMANITRA ô, mamindra fo aminay, ary aoka ny Fanahinao Masina no hitondra sy hanapaka ny fonay amin’ny zavatra rehetra, fa tsy afaka manao izay sitrakao izahay raha tsy ampIanao ; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.