TOMPO ô, mifona aminao izahay, omeo fahasoavana ny olonao hanoherenay ny fakam-panahy avy amin’izao tontolo izao sy ny filan-dratsin’ny nofo ary ny fitaky ny devoly, mba hanarahany Anao amin’ny fo sy ny saina madio faIanao ihany no Andriamanitra marina; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena