Ny alahady faha-17 manaraka ny trinite


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, aoka ny fahasoavanao no hitarika sy hampandrosoa anay, mba hanaovanay mandrakariva ny asa tsara rehetra; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

 

Numéro de page - 110