TOMPO ô, mangataka aminao izahay, noho ny fiantranao tsy mitsahatra dia mba diovy sy arovy ny EklesIanao ; ary satria tsy afaka mandroso tsara izy raha tsy tahinao, dia aoka ny fanampIanao sy ny fahamoram-panahinao no hitondranao azy; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.