TOMPO ô, mifona aminao izahay, arovy amin’ny famindramponao izay tsy mitsahatra ny EklesIanao , ary satria malemy izahay olombelona ka ty maintsy ho lavo raha tsy ombanao, ka aoka ny fanampIanao no hiaro anay amin’izay rehetra manimba anay, ary hitondra anay ahio amin’izay rehetra mahasoa anay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena