Ny alahady faha-14 manaraka ny trinite


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô, ampitomboy ato anatinay ny finoana sy ny fanantenana ary ny fitiavana; ary aoka ho tianay izay andidIanao , mb ahahazoanay izay nampanantenaIanao  anay; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 109