Fivavahana ho an’ny ministera sy ny fiangonana


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô, Hianao ihany no manao asa mahagaga: ampidino amin’ny Eveka sy ny Ministera rehetra ary amin’ny Fiangonana izay tandremany, ny fahasoavan’ny Fanahinao mahasoa; ary alatsaho aminy mandrakariva ny andon’ny fitahianao mba hanaovany tokoa izay rehetra sitrakao. Omeo azy izany, Tompo ô ho voninahitr’I Jesoa Kristy Mpanalalana sy Mpisolo-vava anay Amena .

Numéro de page - 26