ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mamindra fo ô, ny fanomezanao ihany no entina’ny olom-pidinao manao ny fanompoana mpety sady ankasitrahanao; Mifona aminao izahay, aoka hanompo Anao marina amin’izao fiainana izao izahay mba tsy ho diso izay anjara soa nampanantenainao sy fitiavan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.