Ny alahady faha-12 manaraka ny trinite


Retour

ANDRIAMANITRA Tsitoha sy mandrakizay ô,Ianao dia te-hihaino ny fivavakay mihoatra noho ny fitiavanay hivavaka, ary ta-hanome anay mihoatra noho izay angatahinay na tokony homena anay: Koa ampidino be aminay ny famindramponao, mba hahafaka anay amin’izay atahoran’ny eritreritray, ary hahazoanay izay zavatra tsara tsy tokony ho azonay angatahina, afa-tsy amin’ny fitiavana sy ny alalan’i Jesoa Kristy Zanakao Tomponay Amena.

Numéro de page - 108