ANDRIAMANITRA ô, famindrampo sy fiantrana no ampisehoanao indrindra ny herinao tsitoha: Koa mamindra fo aminay, ampidino aminay ny fahasoavanao mba hahazakanay amin’ny alalan’ny didinao, hahazoanay izay zava-tsoa ampanatenainao anay, sy hahatongavanay ho mpiombona ny harenao any an-danitra; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.