Retour
TOMPO ô, noho ny famindramponao dia atongilano ny sofinaohihaino ny vavaky ny mpanomponao izay mitaraina aminao; ary mba hahazoany izay angatahiny dia aoka izy hangataka izay sitrakao; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena