TOMPO ô, mifona aminao izahay, omeo fanahy izhaay hiheveranay sy hanaovanay izay marina mandrakariva; ary satria tsy mahay manao izay tsara izahay raha tsy ombanao, ka dia ampio izahay hitondra tena araka ny sitraponao; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.