Ny alahady faha-8 manaraka ny trinite


Retour

ANDRIAMANITRA ô, ny fitandremanao tsy mitsahatra no andaharanao ny zavatra rehetra, na ny any an-danitra na ny ety an-tany; mifona aminao amim-panetren-tena izahay, esory aminay izay zavatra manimba anay, ary omeo anay izay zavatra mahasoa anay; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 106