Ny alahady faha-7 manaraka ny trinite


Retour

RY Tompon’ny fahefana sy ny hery rehetra ô,Ianao no Loharanon’ny zava-tsoa rehetra sady Mpanome iznay: Amboleo ato am-ponay ny fitiavana ny Anaranao, ampitomboy ato anatinay ny finoana marina, velomy amin’ny fahatsarana rehetra izahay ary noho ny famindramponao lehibe dia aoka izahay haharitra amin’izany rehetra izany, amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay. Amena.

Numéro de page - 106