Ny alahady faha-6 manaraka ny trinite


Retour

ANDRIAMANITRA ô,Ianao efa namboatra zavatra tsara tsy takatry ny sain’olona ho an’izay tia Anao; koa ampidino ato am-ponay ny fitiavana Anao, hitiavany Anao mihoatra noho ny zavatra rehetra, mba hahazoany ny ampanantenainao anay izay tsara lavitra noho ny zavatra rehetra azonay irina; amin’ny alalan’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 106