ny alahady faha-5 manaraka ny trinite


Retour

TOMPO ô, mifona aminao izahay, aoka ny fana-panahanao ny fandehanan’izao tontolo izao hahatonga fiadanana, ka hahazo manompo Anao an-kafaliana tsy amin’ahiahy ny EklezIanao ; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.

Numéro de page - 105