ANDRIAMANITRA Tsitoha ô,Ianao no Mpiaro izay rehetra matoky Anao, tsy misy manan-kery, ary tsy misy masinba, raha tsy ombanao; Koa ampitomby ny famindramponao aminay; ary satriaIanao no Mpanapaka sy Mpitondra anay, ka aoka ny fiainana mandalo ety an-tany tsy hanarianay ny zavatra maharitra mandrakizay; amin’ny alaln’i Jesoa Kristy Tomponay Amena.